Toviko, Andriamanitro ô, fa Ianao no namorona ahy, mba hahalàla Anao sy ho tia Anao. Tsaroako amin’ izao fotoana izao ny fahalemeko miolotra amin’ny herinao, sy ny fahantrako manoloana ny harenao. Tsy misy Andriamanitra afa-tsy Ianao, dia Ilay miaro amin’ny loza, Ilay misy tokoa amin’ny maha-Andriamanitra Azy.
- Bahá’u’lláh